Ilay Amboarako (Jemmy ulrich Andrianin'Arison)

Nampiditra: Jemmy
Nitsidika : 2163
Nitia anao aho hatry ny ela
Nankafy anao aho hatrizay
Kanefa ianao efa manana olon-tiana
Dia ilay Amboaranao hatrizay
Tiako ianao
Na dia mbolabtsy fantatrao aza fa ny fitiavako anao no antony niresahiko taminao sy nanadalako anao dia ampafatariko anao manomboka androany fa tiako ianao, tena tiako tokoa ka tsy avelako amin'izao. Tsy manery anao aho na mitalaho velively fa ny ato am-poko no ambarako aminao. Tsy miandry valiny aho na hangataka ny hiaraka aminao, fa ny ato am-poko no milaza izany faraha mitovy ny lanja dia mba raiso ny tanako. Mety ho gaga izao ianao raha izany no noresahiko taminao fa tsy zavatra hafa satria tena sarotra ho ahy ny mitahiry izany ho tsiambarateloko. Voalazako izay ny fihetsem-poko rehetra ka miandry ny teninao aho

Hametraka hevitra

Midira aloha vao mametraka hevitra

Hevitra mandeha