Sarin'i Soanja Estelle

Betsaka ny fiainana efa hitan' i Soanja ary izay niainany dia nitondra lesona sy fahalalana daholo ka nankasitrahany daholo izany. Mpanoratra somary sahisahy izy.