MBOLA HANANTENA FANDROSOANA VE? (AORN)
Raha ny tantaran'i Madagasikara hatramin'ny fahagola, nandalo ny faha-panjaka, nitety ny faha-zanatany, ary nipaka hatraty amin'ny fahazoana ny fahaleovan-tena no todihana dia azo tsorina nikorosy fahana ny fandrosoana ho an'ny Malagasy.
Rehefa mbola tomorina akaiky ny antony nampihemotra dia tsy inona fa ny toe-tsaina be manaiky sy mora resy lahatra ary indrindra ny famadihana ny tanindrazana noho ny fitiavan-kely sy ny fitiavam-bola.
Tsy misy takelaka azo aseho