MBOLA HANANTENA FANDROSOANA VE? (tohiny part 3) (AORN)
Rehefa niditra ny mpanjanaka taty aoriana, dia nitondra ny fombany ary tena nitondra ihany koa ny Sivilizasiona izay nezahany nambolena sy naparitaka hanafoana ny fomba amam-panao malagasy.
Nofoanana ny rafitra andriamanjaka, fa nosoloina ny rafitra repoblika izay tena antony iray namotika tokoa ny firenena malagasy.
Ny firenena zanatany, dia tsy voatery ho voaporitra mandrakizay, fa arakaraka izay mpitondra eo no mitondra ny politika amin'ny ankapobeny
Tsy misy takelaka azo aseho