Perikopa ALAHADY V-MAN PASKA (JAONA 16:23-28) (AZRAEL)

Mpanoratra AZRAEL
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 49
Mpanoratra AZRAEL
Tokony hiankin-doha amin'ny vavaka isika
Pejy 1
"Mangataha dia hahazo ianareo" hoy ity Tenin'Andriamanitra ity. Mampirisika antsika hiankin-doha amin'ny vavaka, sy mampahatsiahy antsika Kristiana hatrany fa "MPIVAVAKA" isika. Ny olona miankin-doha amin'ny vavaka dia tsy mahay miaina raha tsy mahay mivavaka, ary Kristiana "fĂ´pla" ny Kristiana tsy mahay mivavaka, tsy sahy mivavaka, ary tsy tia mivavaka.
Ny hahatonga antsika ho tena mpivavaka no nanaovana Batisa antsika, nampianarana Soratra Masina antsika, nampianarana antsika konfirmasiona,sns. Mivavaha ka aza mitsahatra ary, mivavaha am-pinoana, mivavaha AMIN'NY ANARAN'I JESOSY, fa tsy mandainga Andriamanitra, ary mamaly vavaka Izy. AMENA.
49

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.202