Perikopa FLM-PENTEKOSTA (AZRAEL)

Mpanoratra AZRAEL
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 39
Mpanoratra AZRAEL
Jaona 14:23-31
Pejy 1
T@ Pentekosta voalohany ry havana, dia navelan'Andriamanitra hahita maso ny Fanahy Masina ny olona rehetra, ka "feno ny Fanahy Masina IZY REHETRA: @ zao Pentekosta izao dia feno hipoka koa ny Fiangonanana, fa mba feno Fanahy Masina daholo koa ve? Sa haka sary ny vita konfirmasiona fotsiny? "Izy no hampianatra anareo NY ZAVATRA REHETRA": na talenta na fahaizana na saina... Izy koa no mampianatra antsika hibebaka.
Ny Fanahy Masina dia miseho @ endrika afo eto. Tandindona (symbole) mavesa-danja izany, ilazana fa:
-MPANAZAVA NY FM: tahaka ny masoandro, raha tsy tsilovin'ny afon'ny FM isika dia miraparapan'ny haizina
-MPANAFANA NY FM: mangatsiaka ara-panahy ny tsisy FM
-MPAHANDRO NY FM: manta ara-panahy ny tsy manana FM
-MPANDORO NY FM: feno faharatsiana mila dorana ao anatintsika ka ny afon'ny FM irery no mahay mandoro izany!
39

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0278