Théorie de bayonette intelligente (Elysé Azrael)
Pejy 1
Isaky ny misy "crise" eto Madagasikara dia voaenjika ny Tafika, Polisy, Zandary. Matetika izy ireo dia tena "sônegaly nahazo baiko" ara-bakiteny, ka mampametra-panontaniana mihitsy hoe mba tena nampianarina Droit marina ve ireny mpitandro filaminana ireny? Ampiasain'ny mpanao politika sy ataony fitaovana sy biby fampitahorana!Raha ny heno dia toa hoe tsy mahazo vola loatra ireny mpitandro filaminana manao barazy, sy manakana mpigrevy sy ampiasaina hanampim-bava ireny, FA NY MPIBAIKO NO MAHAZO VOLABE (?). Ny theorie de bayonette intelligente dia mametraka fa olona misy saina ny mpitondra filaminana, ka saintsaino tsara ny BAIKO (ORDRE) atolotr'ireo mpanome izany sao ILLEGAL na sanatria AUTORITE ILLEGITIME no mibaiko, fa sahirana ianareo raha tokoa ny tokoa! Marina fa eo ilay hoe BAIKO FA TSY FIANGAVIANA, kanefa diniho ihany, ary HENOY NY CONSCIENCE-NAREO!
Hametraka hevitra
Midira aloha