IREO KOMITY JOBILY FAHA 75 TAONA NY SAMPATI . FJKM ANDRAINARIVO Fahasoavana (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 6
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 6
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Vita ny fananganana ireo komity handrafitra ny Jobily 75 taona ny SAMPATI .
Pejy 1
SAMPANA TILY SY MPANAZAVA . FJKM ANDRAINARIVO FAHAZAVANA .Notanterahana tamin’iny volana ambony iny , fa hotanterahana amin’ny taona ( 2026 ) ny Jobily faha 75 taona niorenany . Izany dia hotanterahana amin’ity taona ity sy amin’ny taona ho avy ( 2025 – 2026 ). Natsangana ny Komity ho fankalazana izany taon-jobily faha 75 taona izany . Indro omena antsika izy 20 mianadahy mianaka mandrafitra izany .
Ny teny Faneva : “ Fa izahay kosa efa mitsangana sy mijoro ”. Salamo 20 : 8b
Ny Filohan’ny Komity : RATSIMANETRIMANANA Mahery
Ny Filoha Mpanampy II : RAZAIMANANA Lala
Ny Filoha Mpanampy III : RAKOTOMANOLO Zo Arimanana
Ny Mpitan-tsoratra ny Fivoriana I : RAKOTOARITIANA Aliniaina
Ny Mpitan-tsoratra ny Fivoriana II : RAKOTOARIMANANA Rindratiana ( Sanira Mihasy )
Ny Mpitahiry Vola : ANDRIAMAHERY Harry
Ny Mpitan-tsoratry ny vola : RATSITOARIVONY Lalao
Ireo Mpanolotsaina miisa 13 . Atoa sy Rtoa isany :
. ANDRIANANJASOA Holisoa
. RABODONIRINA Andrianasolo ( Handy Maresaka )
. RAFARANIRINA Rivo
. RABENARIVO Mihanina
. SOAFIVOARANA Andriantsalama ( Akio Mahefa )
. RAKOTOARIJAONA Hobiniaina
. RANAIVONIONY Rianala ( Kitrio Mifegny )
. RAZAFIMAHATRATRA Hajaniaina ( Asotry Mahanky )
. RAVONIRINA Lova ( Zahana Mionjo )
. ANDRIANONIMALALA Ambinintsoa ( Hazovola Mankatea )
. RASOANIRINA Yvette
. ANDRIARISOA Mamizo
. OELIARIMISANDRATRA Prisca .
Natolotra ny GAZETY TANIKETSA . SAMPANA SEKOLY ALAHADY . FJKM ANDRAIANARIVO Fahasoavana . Ny Filohan’ny Komity no nangatahana ka nanolotra azy .
Ny Talen’ny Gazety TANIKETSA . Andrianarivo Fanomezantsoa Raphaël
Hametraka hevitra
Midira aloha