TOBY LEHIBE SOATANANA (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 16
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 16
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
FAMPIANARANA INFORMATIKA
Pejy 1
TOBY BIRAO SOATANANAAmin'ny anaran'i JESOSY (Kol. 3:17).
Misaotra an'i Jesosy fa voafidy t@ Zao komitin'ny 10 Aogositra izao ireo Birao vaovao HITANTANA ny FIFOHAZANA Tobilehibe Soatanana mandritra ny 4 taona. Ireto AVY izany.
Filoha: Iraka RAJOMALAHY Jean de Dieu.
Filoha lefitra: Pastora RAZANAPAHATELO Tokiarivony Oelson.
Secrétaire I: Pastora RAHERIMAMPIONONA Solofondraibe Marson.
Secrétaire II: Pastora RANDRINDROMANJAKA Malalaniaina Désiré.
Mpitahiry Vola: Iraka RAZANADAMBO Maurice.
Mirary SOA azy ireo HAHATANTERAKA antsakany sy andavany ny asa izay tanterahina ATO anatin'ny FIFOHAZANA Tobilehibe Soatanana.
G.T

Hametraka hevitra
Midira aloha