TOPAZA FJKM (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 14
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 14
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
IREO TSARA HO FANTATRA
Pejy 1
Hetsika iraisana ho an’ny ho avin’ny ankizy!Natao ny Alarobia 19 Martsa 2025 teny Ambohipotsy ny hetsika iraisana ho an’ny ho avin’ny ankizy.
Nahafaly ny PAMF na Première Agence de Microfinance Madagascar ny nitsidika ny TOPAZA na Toeram-Pamonjena Zaza, tao anatin’ny hetsika « Global Money Week 2025 ».
L’attribut alt de cette image est vide, son nom de fichier est topaza-4.png.
Toerana fiarovana sy fanohanana ireo zaza kamboty, nafoy, na ankizy sahirana ny Topaza.
Nisy ny fampianarana ara-bola ho an’ireo ankizy 50 ao amin’ny Topaza,tamin’izany mba hanairana ny sain’izy ireo amin’ny fitantanana ny volany sy ny maha zava-dehibe ny fitahirizam-bola. Ary mba hahatanteraka izany fianarana izany ; ny ankizy tsirairay dia nahazo kaonty Tahiry izay efa voavatsy vola, ka manome azy ireo dingana voalohany mankany amin’ny hoavy ara-bola milamina.
Anisan’ny Tanjon’ ny PAMF tamin’ ity hetsika ity ny hanolotra fahafahana ho an’ny tanora amin’ny ho avy mamiratra kokoa.
Hametraka hevitra
Midira aloha