Ilay Amboarako (Jemmy ulrich Andrianin'Arison)

Nampiditra: Jemmy
Nitsidika : 2161
Nitia anao aho hatry ny ela
Nankafy anao aho hatrizay
Kanefa ianao efa manana olon-tiana
Dia ilay Amboaranao hatrizay
Ny fialako taminao
"tsy amboarako, tsy amboarako ianao ry Anja " hoy aho, ary efa roa andro tokoa izay no lasa ary tena tsapako sy tena tsaroako ny hamafin'ny fitiavany. 2 andro tokoa izay no tsy nahitako anao kanefa nanoratako ilay tononkalo, 2 andro nahatsiarovako ilay an'ilay fihetsem-poko hatrizay noho ianao ilay voaloham-pitia. Enyna hahita hafa ary aho ianao foana ilay voalohany ka dia tena sarotra amiko ny miala aminao noho ny miala amin'ny hafa. Na doa mbola tsy fantatrao aza fa noho ny fitiavako anao no nahatonga ireny dia tazomiko ho tsiambarateloko izany. Efa niezaka ny nanadino anao aho kanefa toa vao mahita anao aho dia miverina ato an-tsaiko toy ny omaly izany fitiavana izany kanefa tsy mba afaka ny hilaza izany intsony aho fa efa nandao ahy ny vintana ka hoy aho tany an-tsaiko tany hoe " tsy hampiova ny fitiavako azy ny fialako aminy ka aleo mijanona toy izao ihany ary mino aho fa mbola hiova ireny lasa ireny"

Hametraka hevitra

Midira aloha vao mametraka hevitra

Hevitra mandeha