FIRAISAN-KINA (AZRAEL)

Mpanoratra AZRAEL
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 27
Mpanoratra AZRAEL
"E!e!e! Mba mifankatiava e! E!e!e! Mba miraisa hina!"...
Pejy 2
Ny tian-kambara dia tsotra: tsy handroso mandrakizay isika raha tsy miray hina! Ny vazaha mody samy maka ho azy io dia mahay miray hina amin'ny fotoana ilàny izany (asa izay nahatsiaro ny nipoiran'ity fitenenana ity: "je suis charlie", sy izay nahita an'ireny vahoaka be dia be ireny); fa isika manao "belazao" fotsiny amin'ny firaisan-kina sy ny fihavanana am-bava. Mila miray hina isika, vao hisy "Revolisiona" sy hanan-karena daholo isika!
27

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588