MPIANDRY TSY MAMADI-DRAZANA (AZRAEL)
Arovy ny zon'ireo tsy mamadi-drazana ry Fanjakana...
Pejy 2
Hajao araka izany ny safidin'olona, na hamadika izy na tsia, fa aza anaovana antsojay. Tokony hisy sazy henjana ho an'ireny olona maka tanin'olona ireny noho ny antony ara-pinoana ireny, satria "discrimination religieuse" izany, ka fandikan-dalàna tanteraka! Izay mino fa mitahy ny razana dia mamadiha, fa aza terena amin'ny alalan'ny fanesorana tany ny olona tsy te mamadika! Tsy nahasoa azy, tsy nahitany fitahiana matoa nialany!
Hametraka hevitra
Midira aloha