FIANGONANA SY FANJAKANA (AZRAEL)

Mpanoratra AZRAEL
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 16
Mpanoratra AZRAEL
Tsy fanjakana laïque i Madagasikara
Pejy 1
Aty Antsirabe, faritra Vakinankaratra dia misy Fiangonana EKAR naorina ho manara-penitra; saingy noraran'ny fanjakana ny fanohizana ny fanorenana azy. Hatreto dia tsy fantatra loatra izay tena antony, fa honohono no betsaka. Fiangonana miisa  telo (03) izy ireo no fantatro, ary marihiko fa EKAR avokoa: ny anankiray ao amin'ny kaominin'i Manandona amin'iny lalana mianantsimo mankany Ambositra iny; ny iray ao Antanetinilapa Kaominina Ibity andrefan'ny renirano sahatany, efa manakaiky an'i Bemaha; ny anankiray kosa dia any Alakamisin'Andrianovona any andrefan'i Betafo amin'ny lalana mizotra mankany Ambohilmasina hatreo Antokofoana no mianavaratra fehizay.
Izay antony nanasaziana ireo Fiangonana ireo ho tsy azo tohizana ny fanorenana azy, dia tsy fantatra mazava hatreo: ilay EKAR ao Andrianovona manokana dia efa maniry ahitra sy hazo ao anatiny,ary raha ny renay dia toa hoe: tena voasazin'ny Fanjakana raha misy mihevitra hanohy ny fanorenana sy mikitikitika eo (fa inona loatra re no antony e?)!
Hitako ho
16

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102