Perikopa ALAHADY IV Man-Paska (JAONA 16:5-15) (AZRAEL)

Mpanoratra AZRAEL
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 80
Mpanoratra AZRAEL
Ny asa FANDRESEN-DAHATRA ataon'ny FANAHY MASINA
Pejy 2
Hoy ny Malagasy:"aleo maty reniomby, toy izay resy tohîka". Tsy ho voavonjy anefa ianao, raha ny Fanahy Masina no ianaranao be tohîka! Meteza ho resy lahatry ny Fanahy Masina, minoa an'i Jesosy Kristy, mieke ny fahotanao fa "raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Andriamanitra, ka mamela ny fahotantsika, sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra" (1 Jao 1:9). AMENA.
80

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0174