HOTRA/MPANOTRA (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 65
Mpanoratra Elysé Azrael
Mystery ny fahaiza-manotra fitsaboana Malagasy...
Pejy 2
Betsaka amintsika no mbola "sceptique" amin'ny resaka hotra. Ilay dokotera tao amin'ny hopitaly aza moa vao nandre hoe mpanotra no hitondrako ny zanako, dia toa tezitra tamiko. Sahiko anefa ny milaza amintsika fa tsy ny médecin irery no mahay ny anatômian'ny vatan'olombelona fa tena mahafehy izany ny mpanotra mahay. Tsy publicité akory no ilazako izany, fa gaga aho fa tena nisy olona avy any Cameroun mihitsy, hihotra tao amin'ireo nanotra ny zanako no nahatongavany taty Madagascar.
Mitarika ny saintsika aho handinika tokoa ity resaka hotra ity, fa amiko aloha dia tena mahay lavitra noho ny dokotera ry zalahy ireo!
65

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.03