Misy ny Révélation avy amin'Andriamanitra (Elysé Azrael)
Pejy 2
Marobe ny Soratra Masina manambara fa misy ny "révélation"; anisan'izany ohatra ny nilazan'i Jesosy Kristy tamin'i Petera hoe: "tsy ny nofo aman-dra no naneho taminao (t'a révélé) izany, fa ny Raiko izay any an-danitra" (Mat 16:15). Toy izany koa ny 2 Petera 1:20 hoe: "ny famoahan-kevitry ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'olombelona samirery". Iray koa ilay ao amin'ny Asan'ny Apostoly 2 ao hoe: "AMIN'NY ANDRO FARANY HOY YHWH no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra: ny lahiantitrareo hanonofy, ny zatovonareo hahita fahitana...". Andro farany izao, kanefa dia misy milaza fa tsisy an'izany fahitana, nofy, fiteny tsy fantatra, révélation izany intsony hono... Tsy maintsy ekenareo mpitondra fivavahana na dia tsy eken'ny HAMBOM-PONAREO aza fa "zarazaraina ny fanomezam-pahasoavana"... Resy lahatra ny amin'izany tanteraka aho! Ry namako, "Aza mamono ny Fanahy. aza manao tsinontsinona ny faminaniana". Manaova préparation tsara vao miakatra polipitra... 
Hametraka hevitra
Midira aloha