LASY TSELATRA (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 27
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 27
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
LASY TSELATRA MPAMPIANATRA SA ANDRAINARIVO
Pejy 1
Nanao lasy tselatra tany Tsarazaza Ambohitseheno ny 27-28 Jolay 2024 ny Mpampianatra Sekoly Alahady FJKM Andrainarivo Fahasoavana. Lasy izay nahafahana nadini-draharaha sy nametraka teo amin'ny Tompo ny asan'ny Sampana sy ny mpikambana ary koa fanamafisana ny fifankatiavana sy firahalahiana.
Amin'ny fivoriana fanao isam-bolana hatao ny 3 Aogositra 2024 no hahalalana izay tapaka tamin'izany lasy tselatra izany.
Ho an'Andriamanitra ny voninahitra.
Hametraka hevitra
Midira aloha