FAMPIHAVANANA (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 6
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 6
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Matoan-dahatsoratra
Fampihavanana .
Ny Fampihavana kristiana dia midika hoe fanarenana ny fifandraisana araka ny fampianaran’i Jesoa Kristy. Tsy hoe fihavanana tsotra fotsiny.
Pejy 1
Matoan-dahatsoratraFampihavanana .
Ny Fampihavana kristiana dia midika hoe fanarenana ny fifandraisana araka ny fampianaran’i Jesoa Kristy. Tsy hoe fihavanana tsotra fotsiny, fa fihavanana miorina amin’ny fitiavana, famelan-keloka, fibebahana ary fanekena.
Mifamela heloka toy ny namelan’Andriamanitra antsika.
Mamerina ny Fihavanana tapaka (amin’Andriamanitra sy amin’ny olona).
Mifototra amin’ny fitiavana sy ny fahamarinana, fa tsy amin’ny tahotra na tsindry.
Mila Fibebahana sy fanovana fo avy amin’ny andaniny sy ny ankilany.
Ao amin’ny Baiboly, Andriamanitra no mpampihavana voalohany.
(2 Korintiana 5:18)
TANIKETSA

Hametraka hevitra
Midira aloha