RESAKA INFORMATIKA (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)

Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 13
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Ny FIFOHAZANA MIAINA AMIN'NY INTERNET
Pejy 1
Mr Julino (Ingénieur Informatique). Izy no nitondra ilay Centre d'Intelligence Artificielle ho antsika Fifohazana. Toerana 4 moa no ahitana izany ankehitriny (Imerintsiatosika, Andavamaba, Mahajanga, Soatanàna).
Tombony lehibe ho antsika ny fananana azy io satria efa version PRO na koa oe misy LICENCE (nandoavam-bola). Ny dikan'izany dia illimité na oe tsy manam-petra ny fikarohana azontsika atao aminy. Ny hampiroborobo ny fampianarana, ny fambolena, ny fiompiana no tena hampiasaintsika azy.
Eto dia maneho fisaorana sy fankasitrahana mitafotafo ho anao Mr Julino amin'ny fitondrana itony zavatra goavana be itony ho antsika Fifohazana. Ny irariana dia mba tena hitondra soa ho antsika tokoa anie izy ity, ary mba hihitatra amin'ny faritra maro ka tsy hijanona amin'ireo toerana 4 ireo.
13

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092