Mpanoratra : Esther Rasoloarimalala Randriamamonjy

Anarana : Esther Rasoloarimalala Randriamamonjy
Isan'ny tantara : 2 | Hampiditra tantara
Nampiditra : jantina
Nitsidika : 6342
Mpanoratra fantatra tamin'ny boky tantara sy angano ho an'ny ankizy. Nandika tantara ho an'ny tanora avy amin'ny teny vahiny maro koa izy toy ny rosiana, frantsay, anglisy.

Lisitry ny tantara

13/08/2015 Lio mpiandry Ondry sy ny Tigra
13/08/2015 Ny bitro sy ny rambony
Tohiny