Mpanoratra : Jean De La Fontaine

Anarana : Jean De La Fontaine
Isan'ny tantara : 1 | Hampiditra tantara
Nampiditra : admin
Nitsidika : 955
(8 jolay 1621 – 13 aprily 1695) Mpanoratra angano frantsay malaza indrindra. Efa miparitaka amin'ny fiteny maro ny angano nosoratany. Angano matetika mifono anatra ho an'ny fiainana andavanandro.

Lisitry ny tantara

10/09/2015 Ny jorery sy ny vitsika
Tohiny