FIAINAM-PITSITSIANA MALAGASY (AZRAEL)
Sao ny tsy fahaizantsika tanora taty aoriana mitsitsy no mampahantra antsika?
Pejy 3
Tokony hiainana araka izany ny fahaiza-mitsitsy indrindra fa ny fitsitsiam-bola, ary izay zavatra azo foronina dia forony: sakafo, kojakoja, haintanana...mba hampihenana ny famoaham-bola. Tsy voatery hampanan-karena akory izany, saingy tsarovy fa mety tsy hisy tampoka ny PPN, mety ho foana ny herin'aratra, mety tsy ho eny an-drenivohitra hatrany ianao, fa mety hiasa na hifindra noho ny "tsy maintsy" eny ambanivohitra: eny dia tena saika tsy misy tsena na lavitra tsena, ka ianaro ihany ilay mitsitsy, sao hahantra tsy fidiny.
Hametraka hevitra
Midira aloha