Raokandro Malagasy sy zava-maniry fanao fanafody (AZRAEL)

Mpanoratra AZRAEL
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 21
Mpanoratra AZRAEL
Tsy ody "gris-gris" fa resaka siantifika mahakasika ny "plantes médicinales" no ato.
Pejy 3
- Ody raodia: hofika no kikisana, ka ny kikiny no anosorana ny mivonto.
- Ody kankana: voatamenaka no hanina. Na koa mitanika ravim-boanatsindrana, ka sotroina.
- Ody tension: radriaka (taindelontsinoa, voanalakely) sy ravin-garana no tanehina sy sotroina.
21

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2408