Fanapoizinana ara-tsakafo (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 16
Mpanoratra Elysé Azrael
Misy fanjakana ve eto Madagasikara?
Pejy 1
Ambohimalaza: anaran-tany tonga "nalaza ratsy" noho ny fanapoizinana ara-tsakafo hono! Nisy maty koa tany Ambositra, Antsirabe, sy ny tsy haiko. Mba nanontany tena aho hoe raha tany an-dafy tany va re no nisy tranga tahaka ireny, mbola tafapetraka t@ toerany ny mpitondra? Fa dia matimaty foana ilay gasy kely mahantra, fa tsy hain'ny fanjakana hono na tena "botulisme" tokoa ireny na tsia e! Ny mahagaga ahy koa dia toa tsy mazava amiko na mikaroka tokoa ireny criminel nahavanon-doza ireny ny Fanjakana na tsia. Mila vonjy e! Mila vonjy ny gasy lahy!
16

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0109