Fomba fianarako sy fampianarako (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 74
Mpanoratra Elysé Azrael
Fomba mahomby nahitako soa ka ifampizarako aminao...
Pejy 1
Rehefa mianatra aho dia ireto no zavatra ataoko:
- Voalohany, tairiko ny saina matory: mazava ho azy fa raha mampiana-tena aho dia ny saiko no tairiko, ary raha mampianatra olon-kafa dia ny sain'izy ireo no tairiko. Io no antsoiko hoe "DEFLORATION MENTALE". Izany hoe deflorena ny saina. (Ny tena fahalalana amiko dia tahaka ny orgasme, ka sady ilain'ny vatana no ilain'ny saina. Tsy dia mifanalavitra amin'izany rahateo ny voalazan'i Sigmund Freud hoe "Le cérveau est le principal organe sexuel"). Rehefa defloré ny saina vao azo AIDITRA ao an-tsaina izay tiana hampidirina!
-Faharoa, ny FORGEAGE D'INSPIRATION: amiko dia ny inspiration no tena manosika sy mampirisika antsika hianatra. Sarotra ho antsika ny mianatra zavatra tsy mampiakatra inspiration. Ka mila atao izay hitiavana ilay zavatra ianarana raha te hahay marina. Ny tenako dia tena manery tena hamaky boky faran'izay betsaka, ka miezaka mafy aho ho tonga tena érudit. Ny mpianatro koa dia sady ampirisihiko no tereko hamaky boky betsaka.
74

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0582