Fomba fianarako sy fampianarako (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 76
Mpanoratra Elysé Azrael
Fomba mahomby nahitako soa ka ifampizarako aminao...
Pejy 2
-Fahatelo sady farany dia ny antsoiko hoe AIGUISEMENT DE L'ESPRIT CRITIQUE: rehefa défloré ny saina, ary nampidirana zavatra mi-inspirer betsaka, dia manana bagages intellectuelles, ka afaka miatrika fanadinana, afaka miady hevitra, afaka mikarajia, sns.
Jereo ireny film d'arts martiaux ireny, ohatra: matetika ny olona anankiray tonga héros na ny "rôle" amin'ny film tahaka ireny dia mikasa hanao valifaty amin'ny "sefo-deba". Satria nahoana? Voa-"défloré" ny sainy tamin'ny fahafatesan'ny olona tiany be iray; avy eo nikotrana mafy be izy: ohatra, JC Van Damme amin'ny film kick boxer nahavita nanapaka coco palmier tamin'ny ranjony! Bruce Lee dia nahaforona ny Jeet Kune Do rehefa nalemy taorian'ny ady nataony tamin'i Wong Jack Man! Sun-tei dia nanjary Grand maitre shaolin rehefa niezaka mafy tamin'ny taranja haiady taorian'ny fahafatesan'ny dadany!.... Ireo no ohatra amin'ny DEFLORATION MENTALE SY NY FORGEAGE D'INSPIRATION.
76

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1184