Fomba fianarako sy fampianarako (Elysé Azrael)
Fomba mahomby nahitako soa ka ifampizarako aminao...
Pejy 3
Ny saintsika, ny créativité-tsika, ny imagination-tsika, ny invention-tsika, ny vision-tsika, ny initiation-tsika, ny talentantsika...no hampahay antsika marina sy hahatafita antsika. Raha haintsika ny mampiasa NY SAINTSIKA dia tsy ho very mandeha sady TSY MAINTSY HO TAFA ISIKA!
Hametraka hevitra
Midira aloha