Ny fanaovana analyse politique (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 14
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 1
Ny fanaovana analyse politika dia betsaka ny ilana azy, fa santionany ihany no horesahina eto:
-Ilain'ny mpanara-baovao: fialam-boly mahafinaritra ny sain'ny mpanara-baovao ny mijery "ady": ady baolina, ady hevitra, ady seza, ady varotra, ady sipa, sns. Ary manao analyse politika izy mba hahalalany hoe iza no handresy? Araka izany dia tokony ho lohalaharana amin'ny fanaovana analyse politique ny mpanao gazety.
-Ilain'ny mpanao politique: ny mpanao politika mahatakona ny adversaires politiques sy maharesy lahatra ny vahoaka fa mahavaly ny filany no mahazo seza. Mila analyse politique koa araka izany vao mahazo mametraka paikady ireo mpanao politika raha te hahomby amin'izay ataony.
Raha lazaina tsotra dia ny vahoaka liam-baovao sy izay ny olona te ho mpitondra no manao analyse politique. Tsy azo ihodivirana ny fanaovana analyse politique ho an'ireo sehatra roa ireo, kanefa raha diso analyse dia diso paika. Tsy misy fomba raikitra fanaovana analyse politique koa ka izany no anisan'ny maha sarotra azy.
14

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0269