NY FIANDRIANAM-PIRENENA MALAGASY (LA SOUVERAINNNETÉ NATIONALE MALAGASY) (Elysé Azrael)
Pejy 1
Izao no famaritana ofisialy ny souverainneté: caractère suprême du pouvoir du peuple (i.e.Endrika faratampon'ny fahefan'ny vahoaka). Ireto indray no fepetra mila feno sy hita taratra vao azo lazaina fa souverain ny FIRENENA iray: voalohany, IZY IRERY NO MASI-MANDIDY EO @ TANINY (exclusivité des compétences), ary faharoa dia IZY IRERY NO TOMPOM-PAHEFANA FENO EO @ TANINY (Plénitude de compétence).Feno ve ireo critères double ireo eto Madagasikara?
Tsia avy hatrany no valiny! Ny crises politiques rehetra teto Madagasikara dia ny Frantsay hatrany no mahatonga azy: ankehitriny aza dia tena aharihary mihitsy fa citoyen Français i Rajoelina Filohan'ny Repoblika Malagasy! Omaly 12 Oct 2025 koa dia nanao fanambarana ny Préfet any La Réunion, Patrice Latron fa "hampiditra tafika Frantsay eto Madagasikara hiaro ny Frantsay eto" hono. Ary efa niala tany Sainte Marie omaly 11 Oct 2025 koa ny Tafika an'habakabaka Frantsay antsoina hoe CASA!
Hametraka hevitra
Midira aloha