Pentekosta Malagasy (09 Jona 1895) (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 23
Mpanoratra Elysé Azrael
Famintinana ny Teolojian'ny Pentekosta
Pejy 1
Ny Pentekosta dia fahatsiarovana ny nandraisan'ny Zanak'Israely ny Didy folo tamin'ny faha 50 andro taorian'ny nivoahana tany Egypta. Tamin'io fotoana io dia nisy olona 3000 maty satria, raha nomena ny Didy Folo i Mosesy ao antendrombohitra Sinay, ny ankamaroan'ny olona atsy ambany nanandratra sampy ombilahikely volamena! Tonga ny fanamelohana.
Ny mahagaga rehefa tonga ny Pentekosta taorian'ny nitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty dia nisy olona 3000 koa NIBEBAKA! Marihina moa fa amin'ny teny Hebreo dia misy dikany ny isa, ka ny isa 50 (Pentekosta. Penta=5) izay manana heviny hoe RESTAURATION, ALLIANCE, MANDATEMENT.
Ny Pentekosta Malagasy dia mifamatotra @ tranga ara-tantara tao Soatanana t@ 09 Jona 1895. Talohan'io Pentekosta Malagasy io dia norakofan'ireo fomban-drazana sy fanompoan-tsampy i Madagasikara: ny Austronésiens nitondra ny Zanahary,razana,ombiasy; ny Swahily sy Bantou nitondra fivavahana @ razana, ny Persiana nitondra ny sikidy, sns.
23

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0205