Pentekosta Malagasy (09 Jona 1895) (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 24
Mpanoratra Elysé Azrael
Famintinana ny Teolojian'ny Pentekosta
Pejy 2
Tamin'ny andron'i Ranavalona I dia nisy fahazavana niposaka ihany teto Madagasikara, saingy nopotehin'ny Frantsay t@ alal@ "laïcité de l'Etat (loi de 1905 ohatra dia nampiharin'izy ireo teto M/car hanimbàna ny Fiangonana, indrindra fa ny Protestantisma Loterana sy Reformé no victimes tamin'io, fa ny Katolika aza nanampy azy ireo nandoro sy nangalatra Fiangonana Loterana sy Reformé!). Dechristianisation, sns. TEO ANELANELAN'IREO FOTOANA IREO ANEFA DIA NITSANGANA IREO HETSI-PIFOHAZANA MARO: RAINISOALAMBO, RAVELONJANAHARY, NENILAVA, RAKOTOZANDRY Daniel. Naninona no tsy ny TOLONA Menalamba, ny MDRM, ny VVS, sns? SATRIA NY FIFOHAZANTSIKA MALAGASY no tadiavin'Andriamanitra voalohany, ary izany no tanteraka vao hanavotra ny firenentsika Izy. Ary tsy FANJANAHAN-TANY no tena tian'Andriamanitra hanafahana antsika, fa ny FANJANAHAN'NY OTA eto Madagasikara! Mila Pentekosta Malagasy MITOHY hatrany isika ary raha te HO AFAKA, satria "RAHA NY ZANAKA NO MANAFAKA ANAREO DIA HO AFAKA TOKOA IANAREO". AMENA.
24

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3159