Ny RAFI-TRANO FJKM (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)

Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 95
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Filazana momba ny nanorenana ny Trano fiangonana FJKM. Atoa ANDRIANARIVO F. Raphaël, no vy nahitana ny fikarohana
Pejy 1
Ny Gotika tranainy:
Toetra fototra :
. Andry sy Rindrina tena avo
. Varavarankely lava miendrika zana-tsipika
.Tafo avo be,indraindray misy " Arche brisée "
.Vita amin’ny vato mavesatra
. Tanjona: Mampiakatra ny saina ho amin’Andriamanitra
Tamin’ny taon-jato faha 12 sy faha 15, izany fanorenana izany no tany Eropa. Manodidina ny 1200 ka hatramin’ny 1500 tany ho any. Raha ny teto Madagasikara dia tsy nahitana io rafi-trano io ny FJKM.
Ny Neo-Gotika:
Toetra:
. Maka tahaka ny Gotika tranainy
. Andry sy varavarankely miakatra
. Tilikambo sy lakolosy
. Mifanaraka amin’ny fitaovana sy teknika vaovao
Matetika mora kokoa noho ny Gotika tranainy
95

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1987