Ny RAFI-TRANO FJKM (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)

Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 130
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Filazana momba ny nanorenana ny Trano fiangonana FJKM. Atoa ANDRIANARIVO F. Raphaël, no vy nahitana ny fikarohana
Pejy 3
Ny Cathédrale de Chartres, ny tao-jato faha 12-13
Ireo no gotika medievaly tena izy
Toetra any Eoropa
. Avo be tokoa
. Varavarankely lehibe misy " Vitraux " miloko mahafinaritra
. Haingo sy sary ara-baiboly maro
. Natao hahatonga ny olona hahatsapa ho kely eo anatrehan’Andriamanitra.
Ny tany Eoropa: Gotika mampanonofy
Ny teto Madagasikara: Gotika mampianatra.
Inona no hevitra ara-panahy teo amin’ny Lakolosy sy ny tilikambo?
Ny Tilikambo = Miakatra any an-danitra; Izy no ambony indrindra mihoatra ny olombelona.
Hita lavitra; satria ny fiangonana no mariky ny finoana hita maso eo anivon’ny fiarahamonina
Mahitsy sy Miorina: Finoana tsy voahozongozona.
" Asandrato ny masonareo any ambony… " (Kol. 3:1)
Hitohy...
130

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377