Ny RAFI-TRANO FJKM (GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO)

Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Nampiditra ANDRAINARIVO
Nitsidika 131
Mpanoratra GAZETY TANIKETSA ANDRAINARIVO
Filazana momba ny nanorenana ny Trano fiangonana FJKM. Atoa ANDRIANARIVO F. Raphaël, no vy nahitana ny fikarohana
Pejy 2
Ny Misionera tamin’ny taon-jato faha 19 sy faha 20, no nitondra azy teto Madagasikara (1700 ka hatramin’ny 1900)
Ireo FJKM mitondra izany Rafi-trano sy mari-trano izany:
FJKM Tranovato Ambatonakanga = Vita amin’ny vato manontolo. Varavarankely lava endrika zana-tsipika, andry avo sy
tilikambo, manakaiky ny Gotika tranainy na dia " Gothic Revival " aza. Niorina tamin’ny taona 1867
FJKM Analakely = Endrika Gotika nohavaozina kokoa, Varavarankely sy tilikambo, efa nisy fiatraikany tamin’ny fanavaozana azy taty aoriana. Niorina tamin’ny taona 1860 tany ho any .
FJKM Faravohitra = Endrika Gotika Eropena tranainy ary Neo-Gotika tranainy izay nafangaro rafitra hafa ivelan’ny Gotika
Fampitahana: Fiangonana gotika any Eoropa sy eto Madagasikara?
Ny Cathédrale Notre-Dame de Paris, ny taon-jato faha 12-14
Ny Cathédrale de Chartres, ny tao-jato faha 12-13
Ireo no gotika medievaly tena izy
131

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077