GREVY ANY NEPAL SY NY REVOLISIONA GENERATION Z (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 62
Mpanoratra Elysé Azrael
Rehefa feno ny kapoaka dia romotra ny voatsindry hazo lena
Pejy 1
Ny Gasy ihany no manaiky hatrany na dia efa ataon'ny mpitondra mahita loza aza, satria olon'ny fihavanana hono! Tany Nepal dia resaka connexion internet notapahin'ny Fanjakana no naharomotra ny vahoaka, ka niteraka ady antrano sy ra mandriaka ary fionganam-panjakana: FELICITATIONS GENERATIONS Z! FAY TSARA IZAY NY MPANAO JADONA.
Ny revolisiona na ny tolona dia tsy zava-baovao teto an-tany fa efa nisy foana hatramin'izay rehefa dia diso manalika olona loatra ny mpitondra. Matetika ny mpitondra politika (na fanjakana) no manalika ny olona heveriny fa ambaniny, mampihorohoro, mamotsifotsy, manabado, mitsentsitra, mamono mahafaty... Matetika isika vahoaka mihitsy no vendrana nametraka mpitondra tahaka izany, ka tsy maintsy isika ihany no "misakra" vao azo antenaina ny hisian'ny fiovana: izany no antsoina hoe revolisiona na tolona!
Nahatsapa izany ny tanora Nepalais ka raikitra ny tolona! Tsisy fanakaramana mércenaire (CAPSAT), tsisy fizarana vola hoatran'ny nataon-dRajoelina tamin'ny 2009...
62

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087