NY ANATRA ARAKA NY OHABOLANA 12:1 (Elysé Azrael)
Pejy 3
Andriamanitra mananatra sy mampianatra ny Andriamanitsika. Fitiavana no ananarany antsika. Meteza hanariny, fa "izay tiako no anariko sy faiziko" hoy ny Teniny. Mananatra antsika hibebaka sy hino an'i Jesosy Izy ankehitriny, ka mibebaha mba hahazoanao famelan-keloka, ka hitenenan'Andriamanitra aminao hoe: "matokia anaka, voavela ny helokao". 
Hametraka hevitra
Midira aloha