Toriteny Jaona 3:16 (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 14
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 3
Ny mifanohitra amin'ny actif dia passif: izany olona passif izany dia ireo olona feno tsy firaharahiana, feno hakamoana, feno fihatsarambelatsihy sy ny karazan-toetra ratsy tsy mahamendrika ny Kristiana...
Ry havana! Manatrika antsika Andriamanitra amin'izao Noely izao, tena "présent" eto anivontsika Izy, ka ARARAOTY IZANY FANATREHANY IZANY! Araraoty hi-corrigé-na ny fiainam-panahinao. Araraoty fa tsy hahavonjy anao ny finoana ivelambelany fotsiny ihany: aza mody minomino an'i Jesosy fa tena minoa Azy! Aza mody mivava-bavaka, fa tena mivavaha! Aza mody masimasina fa tena iaino ny fahamasinana!... Tia anao Jesosy, ka mandraisa ary ry havana fanapahan-kevitra HINO TOKOA AN'I JESOSY MBA HANANANAO FIAINANA MANDRAKIZAY.
14

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0159