AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)
10.Atoa Razakarison

11.Atoa Ralaivao Emilson

12.Rtoa Ravaondriaka

13.Atoa Rafalimanana

14.Rtoa Rafaralahy Berthin

15.Rtoa Rasoazanany Joeline

16.Rtoa Ravaonarivo Berthe

Ireto avy ary ny taranak’izy ireo :

Atoa Ramanoelina Celestin : Enina mianadahy no naterany ; dia :

. Mano : roa ny zanany dia i Leda sy Hery

. Rafanomezantsoa : efatra ny zanany dia i Tiana, Laza, Denie, Clavier

. Bemanantsoa : 1 ny zanany dia i Ndriantsoa

. Ranjanahary Fanja : niteraka 4 saingy Nirina ihany no fantatra

. Menja : fito ny zanany dia i Andry , hery, Jacky, Mamy, Tiana, Njara , tsy tadidy ny iray .

.Randrianoely : Niteraka 11 be izao : Randriamizaka Noelson Daniel ; Rasoanirina ; Rakotonjanahary Celestin ; Rasoarimalala Jeanine ; Razafindravola ; Razafimalala Noeline ; Andriamanoelinarivo ; Rasoamalalanindrainy Marie ; Razafindramaha Andrianoely ; Andrianoelison Malala ; Razafindrabozy Mariette . Ireo taranaka ireo dia nonina eny Ambohibary Iary. Tombanana ho 80 eo ho eo ry zareo.

1.Atoa Randrianarivo Emmanuel sy Rasoanantoandro : Lahitokana , dia : Ravelontsalama Andrianarivo Richard : kosa dia valo mianadahy no naterany ao Antananarivo . Naka vady hafa , avy any amin’ny Faritra Sava izy ; izay zanaka ampanjaka tany an-toerana . Niteny tamin’ny vinantony izy fa tsy hody any Ambositra intsony ary tsy hiverina any . Niterahany iray io zanaka ampanjaka io dia : Andrianarivo Nirina Odette : Marihana fa tena nanan-karena tokoa io Randrianarivo Emmanuel io . Mpiasan’ny fahasalamana izy ary nandray ny toeran’ny mpitsabo mpanampy . Felicité ny zafikeliny; monina ao Ambanja izy .

2.Rtoa Razananoely sy Randrianirina : niteraka 4 dia :

Lisy : niteraka an’izy 5 mianadahy , efa « Sous Prefet » tao Antsirabe sy tao Fianarantsoa ny andefimandriny. Efa senatera ihany koa ;Felana : niteraka an’i Tendry, Anjara ao Fianarantsoa .Tiana . Fenosoa . Lisy .Voahangy

George : niteraka telo ; dia Manova sy Anja ary Toky. Ao Ambovombe Centre

Perle : niteraka roa dia Aina sy Lova

Roger : tsy tadidy

3.Rtoa Razanamalala sy Razaka : niteraka roalahy izy dia :

Hametraka hevitra
Midira aloha