AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 7935
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 22

Naina : niteraka an’i Narindra sy Rova

Dadah : niteraka an’i Tafita sy Emma, Mahelina ary Fiderana

Hanitra : niteraka an’i Tojo, Mendrika, Hasina, Jocelyn

Rivo : niteraka an’i Fitahiana. Gendarma etsy Ivato

Belo, tsy mbola niteraka

Pota , tsy mbola niteraka

Ao Sud Caserne sy Ambohimahasoa ; ary Ivato Antananarivo ny taranany

10.Atoa Ralaivao Emilson sy Martha ; avy eny Sandrandahy : tokana ny zanany dia : Ralaivao Nirina Emilson , Mpampianatra amin’ny Misiona Katolika , niteraka an’i Hanitriniavo; Sitraka : Nomena : Davida : Daniel ; Elie. Ao Sud caserne sy Antananarivo .

11.Rtoa Ravaondriaka Noëline sy Rasamoelina : Fito no naterany

Razafimbelo Jean Seth sy Samoeline . Marovoay

Razafiarivelo Jeannette sy Noordine Abdul . Ivato

Randrianaivoravelojaona Emmanuel sy Rasoamalala. Marovoay

Amady Beta sy Razanadriaka Odette Samuëline. Marovoay

Razafimamonjy Henriette Noëline . Talatamaty

Ravelonjanahary Clairette . Mahanjanga

Rabemananjara Samuël sy Hery . Mamory Ivato

Ao Ambositra Sud Caserne sy Ivato ry zareo

12.Atoa Rafalimanana : niteraka roa izy dia : Honoré : niteraka an’i Neny ; Bolo ary Soloarilala any Maevatanana izy kosa dia mampianatra ; ary Rahely

tsy fantatra ny taranany .

13.Atoa Rafaralahy Berthin sy Nivo : efatra ny zanany :

Lala : niteraka an’i Tsinjo sy Lalaiko. Ny Jeneraly Zaza no andefimandriny

Mamie : niteraka an’i Lanto; Voahangy ; Mihajatiana ; Ny Aina ; Sarobidy.

Zoé : niteraka an’i Valisoa

Fara : tsy mbola niteraka

Ao Nord caserne sy Antananarivo .

14.Rtoa Rasoazanany Joeline sy Rafiliposon Rakoto ; avy any Fandriana : Roa ny azy no naterany dia :

Aimée , tsy mbola niteraka. Kolonely Firaisana ny andefimandriny

Soa : niteraka an’i Manitra sy Andy ary Hasina. Journalista ny andefimandriny

Ao Antananarivo avokoa . Ivandry sy ao Iavoloha

15.Rtoa Ravaonarivo Berthe sy Ralaiboto Charles : niteraka enina

Charlotte : niteraka an’i Brayan sy Sandrine izay monina any Frantsa

Berthelot : « Ouvrage métalique » niteraka an’i Narindra sy Hanitra eto Antananarivo .

Tolotra : Gendarma , niteraka an’i Santatra, Avotra ary Tafita . Ambohimiadana

Isidore : Gendarma , niteraka an’i Ando sy Rojo

7935 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115