AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 21
Desire : fito ny zanany dia : Emma ; niteraka an’i Andry, Haja, Alpha ary Nathalia . Nini : niteraka an’i Michel, Anja, Fabrice ary i Olivia .Olga : niteraka an’i Omega sy Tolotra . Hery : niteraka an’i Angelo sy Nantenaina . Fano : niteraka an’i Nala, Bema, Lova, Sophia . Liva . Mano . Eto Antananarivo sy ao Ambositra Sud caserne ry zareo no mipetraka .Jean : telo ny naterany dia Solo : niteraka an’i Nambinina, Avotra, ao Ivato Antananarivo . Odile , niteraka an’i Cloé sy Sambatra izay monina any Frantsa
Fafah : niteraka an’i Fandresena sy Fenitra ao Ivato Antananarivo .
4.Rtoa Razafimalala sy Tsilainga Jean Louis : niteraka roa dia :
Jeanne Vololoniaina ( Zazah ) ; monina any Frantsa tsy hay ny taranany sy
Andriamalala Etienne : niteraka 6 izy dia , Prisca : niteraka an’i Brayan
Omega : niteraka an’i Lucia sy Doda . Princia . Mickael ary Zaime, izy 4 mianadahy ireo kosa tsy mbola niteraka. Ao Sud Caserne no misy azy ireo
5.Atoa Randrianoelina Alfred sy Ravaosolo ; avy any Imady : niteraka valo dia
Julien . Berthe . Dauphine . Henriette . Joël . Noeline . Hanitriniala . Jeanette
Miparitaka be ry zareo satria misy , any Anivorano - Brickaville, Toamasina
6.Rtoa Ravoniarisoa sy Rakoto Joseph : 5 no naterany dia :
Mino : niteraka an’i Tahiana, Rindra, Njaka, Tantely, Tahiry, Nini. Ao Antsirabe , Antananarivo sy Toliary ry zareo ary any Faradofay .
Nirina : niteraka an’i Milanto, Fara ary Landy . Izy kosa dia efa Solombavam-bahoaka TIM ; ny taona ( 2008 - 2009 ) tao Ambatofinandrahana. Efa C.T 2012 ihany koa .
Lalao : niteraka an’i Ony, Malala, Henintsoa , Malalatiana, Zo. Any Faradofay ; Moramanga, Antananarivo , ary any Frantsa . Efa Ben’ny Tanàna tao Moramanga ny andefimandriny .
Coco : niteraka an’i Anja Nomena sy Mano
Yvonne : niteraka an’i Anja, Voninahitra, Rija, Ranto, Cyntia. Eto Antananarivo
7.Rtoa Ravaoarinelina Margueritte sy Simon Petera : niteraka 5 :
Pierre Nelson . Mano . Dadah . Solofo . Joel .
Monina ao Toamasina ry zareo, tsy hay ny taranany
8.Rtoa Manoelina sy Rathomas ; avy ao Ambatolampy Antsirabe : niteraka 5 dia :
Arsene : niteraka an’i valisoa, Lovasoa, Nehemia, Rebecca, Misandratra, Maria ary Volamena. Ao Sud caserne ry zareo .
: Line ; Koto ; Jean Marie . Doda , misy iray tsy fantatra ny anarany
9.Atoa Razakarison sy Raliza ; avy ao Andina Ambositra : 9 ny naterany dia :
Vola : niteraka an’i Jonathan sy Fahasoavana
Fidy : tsy mbola niteraka
Ndrita : tsy mbola niteraka
Hametraka hevitra
Midira aloha