Etymolojia Malagasy (Azrael)
Ny fiforonan'ny teny Malagasy dia matetika tsy mandehandeha ho azy...
Pejy 3
Indreto ary misy ETYMOLOJIA nokarohina vitsivitsy FA TSY NOFOROMPORONINA (hiampy isak'izay mahita aho):-ARIARY: Al-rial (teny Arabo)=VOLA.
-VATO: BATOU (Teny Maleziana)=VATO
-LALANA:JALAN (Malais)
-LAMBA:LAMBA (Swahilli)
-SIRA:SIRR (Arabo)
-KIRARO:RARO (Bantou). Indraindray hahita indray ingahy Ankoay hoe "CUIR+ARO=KIRARO!
-VAHINY:BANI/VANI (Austronesien)
-RANOMASINA: LAUT (MER)+MASIN (SALÉE)
-ZANAKA/ANAKA:ANAK(Javanais)
-OMBY:OMBÉ (Bantou)
-DINA (Dinam-pokonolona): Dina (Hebreo)=LALÀNA
Hametraka hevitra
Midira aloha