Fomba (jentilisa) Malagasy (AZRAEL)
Fanidim-pasana, havozo, ody varatra, sns...
Pejy 4
-Ny paingotra hono rehefa voasasa tamin'ny ranon'ny voasary makirana, dia fiarovana amin'ny ody ratsy sy ny mosavy isan-karazany.-Ny sira hono tsy fampindrana, fa manjary mizara sy manimba hasina.
-Tsy azo atao ny mamoaka vola na mampindrana rehefa alina na maizina ny andro, fa manimba harena!
-Rehefa tsy feno rano ny siny sy ny bidons ao an-trano, dia tsy miditra ny vola!
Hametraka hevitra
Midira aloha