L'objectivisme-Philosophie d'AYN RAND (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 151
Mpanoratra Elysé Azrael
Ayn Rand: Filôzôfa vehivavy Amerikana, mpitolona ho an'ny fahafahana sady "Sojaben'ny foto-pisainana Amerikana".
Pejy 2
OBJECTIVISME no anarana nomeny ny filôzôfiany, izay mifototra betsaka amin'ny fandalàna ny fahafahana (liberté) sy ny ezaka manokana amin'ny alalan'ny fampiasàna ny saina (La Raison). Raha fintinina dia izao no tian'i Ayn Rand ho tsapan'ny olon-drehetra:
- Voalohany dia "misy ny Misy" (l'Existence éxiste): na ekenao na tsy ekenao dia misy ny tany, ny volana, ny aretina, ny rivotra... Ny "éxistence" dia "réalité objective" fa tsy "subjéctive". Misy fisainana mantsy milaza fa "rehefa ekena fa misy dia misy, fa rehefa tsy ekena dia tsy misy": lavin'i Ayn Rand marin-drano izany.
- Faharoa, dia ambarany fa tsy misy sakana tsy hahatafita ny olona mampiasa marina ny saina (la Raison): amin'i Rand dia ireo olon'ny saina (hommes d'esprit, êtres rationnels) tahaka ny "inventeurs, entrepreneurs, artistes, travailleurs..." no tena mampijoro ny fiaraha-monina, ka tokony hiezaka ho tahaka ireny avokoa isika mba hampandrosoana ny tsirairay sy ny fiaraha-monina. Izany no antsoina hoe "self-made people".
151 1

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111