AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)
Rafalimanana

Rafaralahy Berthin

Ravoniarisoa

Andrianarivo Noro Malala Nirina Stella Lova Fety, zandrin’ny mpanoratra faha 7 ; zaza rano izy iny lasa iny , ary natao anirotra, ka raha ny renay dia natao somary avaratry ny varavaram-pasana no nametrahana azy sy Andrianarivo Zazaharohavana Richardison Marin, zandrin’ny mpanoratra faharoa ary nandao anay ny Paska 2022 . 53 taona izy iny lasa iny , lozam-pifamoivoizana no nanjo azy. Ny Alarobian’ny Paska izy no nentina tao Ankrokana . Nanatitra azy tany izahay 5 mianaka sy ny iray tampo aminy ary ny namany sy ny vady aman-janany.

Ireo nalevina any am-pielezana kosa :

Randrianarivo Emmanuel, Dadabe kosa milevina any Diego.

Ravelontsalama Andrianarivo Richard , izay rain’ny mpanoratra sy Andrianarivo Tolojanahary Tahiana Dany Marie Marina, mbola zandrin’ny mpanoratra ihany koa , dia samy milevina ao amin’ny fasam-pifohazana FFPM , ao Zoara Saingy ; Atsimondrano izy mianaka

1.4.1 Ny Nahatonga ny « Hobonobogna » :

Avy amin-dRamanandrovola no nahatonga ny taranany ho « Hobonobogna »

Ny antony : « Raha manana na tsy manana dia hobonobogna ao » io no fiovana fahaefatra , talohan’ny Zafindratrimo sy Zanakimpanalina izay nialohavan’ny Zafirambo.

Ireo avy ireo tanàna sy vohitra misy ny taranak’izy sivy mianadahy :

Ny ao Ambositra : Ambohinaondry ; Nord Caserne; Antanandalana ; Ankilahila ; Ambalamahasoa; Ankona; Taitafika ; Isamina ; Ambodihady ; Ankorombe ;

Andriamamahana ; saha ; Ampivarotanomby ; Ambohimiadana ; Talaky Ambohibaty ; Ankatsaka ; Ankazotokana ; Manolotrony ; Atsimon’Ampila ;

Ambala ; Ampananjanana ; Atsimondrano ; Ambanivolafotsy ; Ambohijaza ; Dista ; Sud Caserne ; Sahamamy ; Ankazotany Ambatomenaloha ; Amongy ;

Andraimbe ;

Ny ao Ambatofinandrahana

Ny ao Fandriana

Ny ao Fianarantsoa

Ny ao Toliary

Ny ao Antsiranana

Hametraka hevitra
Midira aloha