Ny Farantsakelin'ilay vehivavy mpitondratena (Marc 12:41-44) (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 12
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 1
Misy oha-pitenenana fanesoana olona izay hoe: "mahantra be fiantrana". Lazaina fa "mahantra be fiantrana" ny olona iray rehefa malala-tanana kanefa ny eo am-pelatanany aza zara fa misy.  Hanitsiana izany fomba fisainana izany indrindra ity  texte ny amin'ilay vehivavy mpitondratena ity, ka hisintonantsika lesona ny amin'ny fiainany sy ny tantarany. Ny fanontaniana hovaliantsika sy hamakafakantsika izao Tenin'Andriamanitra izao ary dia ireto fanontaniana ireto: voalohany, ahoana moa no fiainam-piainan'izany atao hoe vehivavy mpitondratena teo amin'ny contexte jiosy? Faharoa, ahoana no fomba fijerin'i Jesosy ny fanatitr'ilay vehivavy mpitondratena?
Voalohany, ny vehivavy mpitondratena teo amin'ny contexte ara-piaraha-monina na contexte social nisy tamin'izany dia tena nampalahelo tokoa. Ny vehivavy mantsy dia tsy nisitraka zo sy tombotsoa tahaka ny lehilahy, fa tena notsinontsinoavina sy nambaniana aza. @ lafiny fianarana ohatra dia tsy mahazo mianatra ela ny vehivavy, tsy mahazo miasa,
12

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1635