Ny Farantsakelin'ilay vehivavy mpitondratena (Marc 12:41-44) (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 14
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 2
tsy mahazo misafidy izay tiany ho vady, tsy mahazo mandova ny vehivavy jiosy rehefa maty ny Ray aman-dreniny... "Misérable", fadiranovana tanteraka ny vehivavy tamin'izany fotoana izany, fa dia tena sambatra anie nareo vehivavy ankehitriny! Nisy Raby Jiosy nantsoina hoe Raby Jehouda tamin'izany nahasaotra an'Andriamanitra mihitsy hoe: "DERAINA ILAY TSY NAHARY AHY HO VEHIVAVY!".
Azo lazaina fa ny manambady no hany fiadanana sy mba ahafahan'ny vehivavy niaina tamin'izany. Fa ny mangidy indrindra dia ny maty vady ka maha lasa "AGOUNAR" na mpitondratena tamin'izany, indrindra moa raha tsy niteraka. Ireto no tsy maintsy hiafarany: na izy "tsara chance" dia misy "mitondra loloha" (tahaka ny tantaran'i Rota, rehefa maty ny vadiny dia havam-badiny ihany i Boaza no nahazo naka vady azy, satria efa maty koa ny rahalahim-badin'i Rota: izany no atao hoe "loi du lévirat"). Na izy lasa mpivarotena/vehivavy janga (fa afera be koa raha tratra @zany tonga dia fitsaram-bahoaka sy tora-bato).
14

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2007