réalités spirituelles (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 96
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 6
Antsoina hoe "incube" ny fanahy manambady vehivavy, ary "succube" ny fanahy manambady lehilahy. Saro-piaro loatra @ "vadiny" ireo fanahy ratsy ireo, ka matetika dia: maty vady (mafana tratra), tsy mahazo zaza, misaraka sipa na vady matetika ny olona manambady fanahy.
-IREO VATANA TSY METY LO: ny sasan-tsasany @reo "olo-masina katolika" dia mahagaga fa manana vatana tsy mety lo (incorruptible), ary tsy vitan'izany fa tsy mba mamoaka fofona maimbo ny fatiny fa fofona manitra! Anisan'izany ireto voalaza anarana ireto: Bernadette de Soubirou, Anne Catherine Emmerich, Padre Pio... Misy raha latera!...
-NY IMPITO MATY: misy foko any @ faritra atsimo any toa hoe impito maty vao tena maty!
-MAHARISHI DE KAILASH: Misy lehilahy iray efa 400 taona any amin'ny tendrombohitra Kailash any akaikin'i Hymalaia anelanelan'i Inde sy Thibet. Tsy hiresaka loatra momba an'io Maharishi io aho, fa manasa antsika hikaroka amin'ny internet, fa dia ho hitanao fa akaiky ny farany...
96

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087