réalités spirituelles (Elysé Azrael)

Mpanoratra Elysé Azrael
Nampiditra Azrael666
Nitsidika 86
Mpanoratra Elysé Azrael
Pejy 3
Ny "impression du déjà vu" dia manaporofo fa tsy ny saina no mamorona, fa ny fiainana mihitsy no mila famaritana hafa: misy ny fiainana ankoatra ny takatry ny saina, ary "ny fiainana dia nofinofy, fa ny nofinofy no tena fiainana" hoy Iharilanto Patrick Andriamangatiana(in HAMY). "Le monde que tu voies n'est rien qu'une image, écoute plutôt tes rêves les plus sauvages (Générique du manga SHAMAN KING).
-NY LOI D'ATTRACTION: Mahagaga tokoa fa "izay irinao dia tanteraka aminao, ary izay ahiahianao dia tanteraka daholo koa": izay angamba no antony ilazan'ny Tompo hoe: "aza manahy...". Ny hoe "Aza matahotra" dia miverina in-365, ka tena didy io araka izany. Fa nahoana no natao didy? Satria misy "réalités spirituelles" ao: jereo fa ireny saro-tahotra bibilava ireny ihany no isehoan'ny bibilava voalohany rehefa mankeny an-tsaha. Misintona (attirer) "fanahy tsara" ianao rehefa misaina/maniry zavatra tsara, ary misintona "fanahy ratsy" rehefa misaina/matahotra zavatra ratsy: izay no atao hoe "loi d'attraction"...
86

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0245