AMBOSITRA TOMPON'ANARAN-DRAY SY NY TARANAKY RAMANANDROVOLA (Ny Andri-Fara)

Mpanoratra Ny Andri-Fara
Nampiditra SANAKERIB
Nitsidika 647
Mpanoratra Ny Andri-Fara
fanazavana ny mahakasika an'Ambositra sy ny taranaky Ramanandrovola na Rainilango
Pejy 23
Bodo , niteraka an’i Tiana sy Irina ; any Frantsa
Voahangy, niteraka an’i Haingo sy Fandresena ary Fitiavana  
Ao Sud caserne .
                 200 , mahery  kely   no fantatra fa , zafiafin’Ingahy Ralaivao Emmanuel izay miely eto Madagasikara sy any am-pitan-dranomasina : 70 ; eo ho eo kosa , ny zafindohaliny :
Ireto kosa izy 154 ; fantatra anarana :
Noelson ; Rasoanirina ; Celestin ; Jeanine ; Noeline Andrianoeliminarivo : Razafindravola ; Marie ; Razafindramaha ; Malala  ; Mariette ; Leda ; Hery; Tiana ; Laza ; Denie ; Clavier Ndriantsoa ; Nirina ;  Rivo ; Zazah ; Tiana ; Hanitra ; Hary ; Andry ; Solo ; Anjara ; Tiana ; Felana ; Fenosoa ; Lisy  ; Voahangy;  Manova ; Anja ; Toky ; Emma ; Nini ; Olga ; Liva ; Mano ; Hery  ; Fano ; Solo ; Odile ; Fafah ; Doda ; Prisca ; Princia ; Omega ; Mickaela ; Zaim Tahina ; Rindra ; Njaka ; Tantely ; Tahiry ; Nini ; Milanto ; Fara ; Landy ; Ony ; Malalatiana ; Henintsoa ; Malala ; Zo ; Mano;  Nomena ; Anja ; Voninahitra ; Rija ; Ranto ; Cyntia ; Valisoa ; Lovasoa ; Nehemia ; Rebecca ; Misandratra ; Maria ; Volamena ; Jonathan ; Fahasoavana ; Narindra ; Rova ; Tafita ; Emma ; Mahelina ; Fiderana ;  Tojo ;  Mendrika ;  Hasina ;  Jocelyn ;  Fitahiana ; Manitra ;  Sitraka ; Nomena ; Davida ; Daniel ;  Elie ;  Jean Marc ; Redy ; Lolona ; Neny ; Bolo ;  Soloarilala ; Tsinjo ; Lalaiko ; Lanto ; Voahangy ; Mihajatiana ; Ny Aina ; Sarobidy; Valisoa ; Manitra ;  Andy;  Hasina ; Brayan ; Sandrine  ;
Narindra ; Hanitra ; Santatra ; Avotra ; Tafita ; Ando ; Rojo ; Tiana ; Irina ; Haingo ; Fandresena ; Fitiavana ; Andry ; Hery ; Jackie ;  Mamy ; Tiana ;  Njara ; Dina ; Lova;  Eva ; Jeannette;  Jeannot ; Tolotra ; Narindra ;  Emma;  Yvonne; Anita; No ; Beatrice; Cathérine ; Beta Desmoulin ; Ibrahim Beta ; Tahiana; Sitraka; Mano ;  Laurena .

“ Mila ezaka ny fahafantarana ny tanindrazana nipoirana ; tsy moramora ihany koa ny mitady ny tantara feno , tsy misy hanombinana . Natao avokoa izay fara hery ; ary izany no nampisy ny tsy misy ho nisy . ”

«  Fa na iza na iza olona teto ambany masoandro, dia  tsy  nanadino  ireo razana  nipoirany  izy  ireo .Izahay  taranak’Ingahy  Randrianarivo Emmanuel  ; ihany  koa dia tsy hanadino azy, eny hatramin’Ingahy Ramandroavola razambe  nipoirana  aza  ; ka  naha  Antampon’ny vinany  an’Antampon’ny  vinany.  Ny  tantara  mety  ho  fanadino ; fa  ny  soratra kosa  tsy  hain’ny  ampitso  adinoina , sarotra ny mihambo sy misavi-drazana ka aleo anjaran’ny penina no mandiso izay voalazako  »






Ny Andri-Fara
647 2

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111